Entrée | 1 izatỳ |
Radical | 2 ity |
Partie du discours | 3 pronom [Liste complète] |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "ity" ihany: Tiako loatra izaty tanàna kely ato ambany andrefana voaravaka voninkazo. Matetika koa anefa ny "izaty" dia mpamaritra anarana enti-manambony na manindrahindra zavatra: Endrey! izaty tarehin-trano! na mamaritra mpisolo anarana misolo olona: Manao ahoana izaty izy? |
Explications en français |
5 [1.5] celui ou celle qui est là-bas, ce qui est là-bas |
Exemples |
6 ry havana, fa malahelo ahy tokoa izaty ikaky sy ineny; [2.69#] |
Synonymes | 7 izato, izatony |
Tableaux et planches |
8 Tous les pronoms |
Mis à jour le 2024/12/10 |