|
|
|
|

Entrée1  izato
Radical  2  ito
Partie du discours  3  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "ito" ihany: Tiako loatra izato tanàna kely ato ambany andrefana voaravaka voninkazo. Matetika koa anefa ny "izato" dia mpamaritra anarana enti-manambony na manindrahindra zavatra: Endrey! izato tarehin-trano! na mamaritra mpisolo anarana misolo olona: Manao ahoana izato izy?
Explications en anglais  5  [1.7] this near by (not in sight)
Explications en français  6  [1.8] celui-ci, assez près (pas visible)
Autres orthographes  7  izaty
Mots composés 
Tableaux et planches  9  Tous les pronoms

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21