|
|
|
|

Entrée1  irony
Radical  2  iroa
Partie du discours  3  pronom
Explications en malgache  4  Enti-manondro olona maro tondroina an' eritreritra: Izaho tsy mba tahaka irony mpanambaka olona irony [1.1]
Explications en anglais  5  those far away yonder (in sight) [1.7]
Explications en français  6  ce, celui-ci, celle-là; voilà [1.3]
7  ceux-là, bien loin (visibles) [1.8]
Exemples  8  Toa irony vonin' avoko anaty vero. [2.296]
9  Sigara ohatra irony ilay fonosin-tanana no fahitako azy. [2.4]
Synonymes  10  iroa, iroakatra, iroana, irokatra, irokitra
Tableaux et planches  11  Tous les pronoms
12  Tous les pronoms

Mis à jour le 2023/01/21