|
|
|
|

Entrée (1/2)1  hahay
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [Betsimisaraka] [1.78]
Explications en anglais  4  aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
Explications en français  5  aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
Vocabulaire  6  Zoologie: mammifères
Synonymes  7  aingitra
Autres orthographes  8  aiay, ahay
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Tableaux et planches  30  Les Lémuriens

Entrée (2/2)31  hahay
Radical  32  hay
Partie du discours  33  futur du verbe actif mahay
Exemples  34  Toa tokana ihany hatrany no tao an-dohany : ny hahay taratasy! [2.356]
35  Iza no hahay hitantara ny hamaizinan' ny tao an-tokan-tranon' i Bina? [2.499]
36  Aoka ianareo hahay mijery sy mandinika ny zava-dehibe kokoa noho ny volon-doha. [2.528]

Anagrammes  37  ahahy, hahay

Mis à jour le 2024/10/30