Entrée | 1 firenena |
Radical | 2 reny |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Vahoaka iray tany, teny sy fomba, ka miray monina amin' ny fanjakana iray: Ny firenena malagasy |
Explications en anglais |
5 [1.2, 1.7] a nation 6 [1.2] a clan, a race, a tribe 7 [1.7] a people |
Explications en français |
8 [1.3, 1.8] nation 9 [1.3] tribu, caste, peuplade, race, famille 10 [1.8] peuple |
Exemples |
11 Ary hafa firenena maro no efa henoko loa-bolana fa ny tenin' i Albert dia mihoa-danja noho ny sora-tànana sasany. [2.5] 12 Andian-javatra roa lehibe no maha-firenena ny firenena. [2.503] |
Vocabulaire |
13 Politique |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Titres |
Proverbes | 36 Proverbes contenant le mot firenena |
Article |
37 Randzavola: firenena ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 38 firenena, neferany, neferina, nieferan |
Mis à jour le 2025/02/08 |
![]() |