|
|
|
|

Entrée1  fifaliana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Firavoana: Androm-pifaliana
Zavatra mahafaly: Fifaliana ho ahy ny mandray anao ato an-tokantronoko
Filalaovana: Tia fifaliana ny tanora
Explications en anglais  4  [1.7] happiness, rejoicing
Explications en français  5  [1.8] action de se réjouir; le plaisir
Exemples  6  [2.356#] Nataony tamin' ny fifaliana tokoa izany.
7  [2.59#] ary nanova ny alahelo, ho tonga fifaliana.
8  [2.508#] Ny Fizaràna fahatelo dia ny fihinanam-be sy fifaliana.
Vocabulaire  9  Emotions
Radical  10  faly
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot fifaliana
Article  12  Randzavola: fifaliana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2024/12/11