Entrée | 1 fibebahana |
Radical | 2 bebaka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fiaikena ny hadisoana, fangataham-pamelana: Mba henoy re ny fibebahany aminao! 5 Fiovana ho kristianina: Angataho isan' andro amin' Andriamanitra ny fibebahan' ny tsy mpino [1.1] |
Explications en anglais |
6 repentance, contrition [1.2, 1.7] 7 confession [1.2] |
Explications en français |
8 L'action d'avouer sa faute, celui auquel ou avoue sa faute en demandant pardon, conversion [1.3] 9 repentir, regret [1.8] |
Exemples |
10 Ny « fibebahana » dia ny fandaozana ny fahotana [1.38] 11 Voasasan' ny fibebahana ilay fahotana nangatrakatraka! [2.499] |
Vocabulaire |
12 Emotions |
Article |
13 Randzavola: fibebahana ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2023/04/09 |