Entrée | 1 fery |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fahatriaran' ny nofo noho ny fera. hamaizana na vay: Lalina ny fery. / Tokony hofehezina tsara ny ferin' ity mpilalao naratro 4 Kilema, triatra kely: Efa nisy feriny io vilany io ka tsy mahagaga raha vaky 5 Henatra, fahafaham-baraka: Fery ho an' ny fianakaviana izao nataonao izao, anaka! [1.1] |
Explications en anglais |
6 a wound, a sore [1.2, 1.7] 7 a hurt, an ulcer. [Mal. puru.] [1.2] |
Explications en français |
8 plaie, blessure [1.8] |
Vocabulaire |
9 Santé |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot fery |
Anagrammes | 18 fery, refy |
Mis à jour le 2023/06/21 |