|
|
|
|

Entrée1  tako-pery
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] ny saron' ny fery efa ho sitrana; ra maina mivaingana eo amin' ny fery efa sitrana ka manjary toa sarona mandrakotra sy miaro azy ambarapahasitrany tanteraka
4  [1.13][takopery] ra maina manakona ny fery
Explications en anglais  5  [1.2] scab; lit. the cover of a sore.
Explications en français  6  [1.13][takopery] croûte
7  [1.5] croûte de plaie
Exemples  8  [2.424#] Maina ireo fery ary lasa takopery.
9  [2.643#] Ilay anankiray nitsakoana ravinkazo kosa ka telo andro monja dia niendaka ny takopery.
Vocabulaire  10  Santé
Mots élémentaires  11  takotra, fery

Anagrammes  12  aporetik, pitaroke, poretika, tako-pery, taperiko

Mis à jour le 2025/01/21