|
|
|
|

Entrée1  fery
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fahatriaran' ny nofo noho ny fera. hamaizana na vay: Lalina ny fery. / Tokony hofehezina tsara ny ferin' ity mpilalao naratro
Kilema, triatra kely: Efa nisy feriny io vilany io ka tsy mahagaga raha vaky
Henatra, fahafaham-baraka: Fery ho an' ny fianakaviana izao nataonao izao, anaka!
Explications en anglais  4  [1.2, 1.7] a wound, a sore
5  [1.2] a hurt, an ulcer. [Mal. puru.]
Explications en français  6  [1.8] plaie, blessure
Vocabulaire  7  Santé
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Verbes passifs :
10  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  24  Proverbes contenant le mot fery

Anagrammes  25 

Mis à jour le 2025/01/21