Entrée | 1 fandrenesana |
Radical | 2 re |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fahafantarana feo 5 Fahazoan' ny olombelona mifandray amin' ny zavatra manodidina azy ka ahafantarany ny momba ny tsirony, ny fofony, ny feony sy ny hamafiny: Misy efatra ny fandrenesana ka ireto avy ny organina aminy: ny lela, ny orona, ny sofina, ny hoditra amin' ny tena manontolo, fa indrindra ny tanana 6 Varavaran-tsaina. (Marihina fa ny fahitana dia tsy mba voafaoka ho anisan' ny fandrenesana) [1.1] |
Explications en anglais |
7 the sense of hearing; also used of other senses [1.7] |
Explications en français |
8 l'ouïe ; sensation en parlant des autres sens, sauf la vue [1.8] |
Exemples |
9 Endrey ny alahelo amy ny fandrenesana izany! [2.59#] 10 Azo lazaina ihany koa fa tsy manafintohina loatra ny fandrenesana azy io. [1.519#] 11 Nampandraiki-marary azy mihitsy ny fandrenesana, fa nanaiky tokoa Razaimalala. [2.324#] |
Vocabulaire |
12 Biologie |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/09/10 |