|
|
|
|

Entrée1  fahitana
Radical  2  hita
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Ny maso
Fahalalana: Ny fahitana ny maha-mahantra anay ve no iavonavonanareo aminay
Fitsarana: Araka ny fahitako ny raharahanareo dia tokony homenao ny karamany
Fisehoan-javatra toy ny fanahy, avelo na matoatoa min' ny tena
Explications en anglais  5  [1.7] sight, vision
Explications en français  6  [1.3#251] La vue, l’instrument
7  [1.8] la vue; une vision
Exemples  8  Ny fahitana azy aloha, dia efa lehibe tokoa. [2.472#]
9  Faharesena ho an-dRatovonirina ny fahitana azy. [2.895#]
10  Zazavavy mahafinaritra amin' ny fahitana rehetra. [2.928#]
Vocabulaire  11  Biologie
Analogues  12  fanamboloana, fandrenesana, fitsapana, fitsiroana
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot fahitana
Article  14  Randzavola: fahitana ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  15 

Mis à jour le 2025/01/21