|
|
|
|

Entrée1  fahitana
Radical  2  hita
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Ny maso
5  Fahalalana: Ny fahitana ny maha-mahantra anay ve no iavonavonanareo aminay
6  Fitsarana: Araka ny fahitako ny raharahanareo dia tokony homenao ny karamany
7  Fisehoan-javatra toy ny fanahy, avelo na matoatoa min' ny tena [1.1]
Explications en anglais  8  sight, vision [1.7]
Explications en français  9  La vue, l’instrument [1.3#251]
10  la vue; une vision [1.8]
Exemples  11  Ny fahitana azy aloha, dia efa lehibe tokoa. [2.472#]
12  Faharesena ho an-dRatovonirina ny fahitana azy. [2.895#]
13  Zazavavy mahafinaritra amin' ny fahitana rehetra. [2.928#]
Vocabulaire  14  Biologie
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot fahitana
Article  16  Randzavola: fahitana ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  17  fahitana, fitahana, tahafina

Mis à jour le 2023/01/21