Entrée | 1 fahamendrehana |
Radical | 2 endrika |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en français |
4 la beauté, la dignité, la convenance, le mérite [1.3#126] 5 éthique [1.66.fr#377] |
Exemples |
6 Mitovy fahamendrehana eo anivon' ny mpiara-belona ny olom-pirenena. [2.114] 7 Koa na tsy ho manamboninahitra amin' ny grady aza ialahy, dia ho manamboninahitra amin' ny fahamendrehana. [2.643] 8 Ary aoka ny fahaiza-miasa sy fahamendrehana manoloana ny kolikoly tsy ananana ahiahy mihitsy no hasehon' ireo vondron' asa roa ireo. [4.27] |
Vocabulaire |
9 Philosophie |
Morphologie |
|
Synonymes | 12 hamendrehana |
Mis à jour le 2020/07/31 |