Entrée | 1 diam-panorona |
Mots élémentaires | 2 dia, fanorona |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 sary misy tsipika mifanapatapaka tahaka ny sora-panorona [1.1] |
Explications en anglais |
5 [fanorona, a game] the cross marks made on the ground or a board for playing the game fanorona [1.2] |
Exemples |
6 ny rano ary ny rivotra, arak' izay hitanao amin'io diampanorona io : ny Alahamady Alakaosy Alahasaty dia vintan' afo. [1.381#] 7 Momba ny fanorona anefa, matetika soritana eo amin' ny tany ny diampanorona, dia maka voan-javatra na vato kely na tapatapa-javatra misy eo, dia efa lasa. [2.245#] |
Vocabulaire |
8 Jeu |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/01/01 |