Entrée | 1 antony |
Radical | 2 antoka |
Partie du discours | 3 nom antoka et pronom |
Explications en malgache |
4 Izay nahatonga zavatra iray: Tsy fantatro ny antony nandavany ny fangatahako (Fanoratra koa ny hoe: ny anton' ny nandavany ny fangatahako) 5 Zavatra kendrena hotratrarina amin' ny asa iray na izay ilana zavatra iray: Ny taranaka no antony ilofosantsika amin' ny asa isan' andro ~ Tsy fantatro ny anton' itỳ milina itỳ [1.1] |
Explications en anglais |
6 cause, origin, object, design, chief agent, superintendent. Probably this word is from antoka (surety) [1.2] 7 a cause; the object in view [1.7] |
Explications en français |
8 cause, motif [1.8, 1.13] 9 raison; la fin en vue [1.8] 10 mobile [1.13] |
Exemples |
11 Tsy hitako ny antony. [2.270#] 12 Mazava ny antony, lehiroa a! [2.643#] 13 Vetivety dia fantatra ny antony. [2.472#] |
Vocabulaire |
14 Philosophie |
Mots composés |
|
Anagrammes | 18 antony, ontany |
Mis à jour le 2023/08/17 |