|
|
|
|

Entrée1  antoandrobe
Mots élémentaires  2  antoandro, be
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  efa tena antoandro ny andro (9-10 ora) [1.1]
Explications en français  5  Grand jour : de huit à dix heures du matin [2.415#6546]
Exemples  6  Efa antoandrobe ny andro tamin' izany, ka efa ambony ny masoandro [2.324]
7  Misy lalamby mandalo any anaty tany, nefa mazava toy ny antoandrobe. [2.332#]
Vocabulaire  8  Temps
Synonymes  9  antoandrobenanahary
Mots composés 

Mis à jour le 2023/12/24