|
|
|
|

Entrée1  ankibe
Mots élémentaires  2  anky, be
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Ny rantsana lehibe indrindra amin' ny tanana na ny tongotra [1.1]
Explications en français  5  le pouce [1.3]
Exemples  6  Na nilefaka aza anefa izy, nasainy nanao taratasy misy filazalazana momba ahy ihany aho, sady nosoniavina io no nasiana lavotondro amin' ny ankibe anankiroa. [2.4#]
7  Ny anky Ny felatanana sy ny rantsana no entina mananky, manomboka amin' ny ankibe ka miafara amin' ny ankikely, ary ny fampiasana ny anky dia ny satroka, ny hatevenan-javatra. [2.436#]
Vocabulaire  8  Biologie
Autres orthographes  9  ankihibe
Mots composés 
Holonyme 
Co-méronymes 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot ankibe

Anagrammes  15  ankibe, kabine

Mis à jour le 2024/10/30