|
|
|
|

Entrée1  anjerimanontolo
Radical  2  jery
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Teny vao noforonina ilazana koa ny Oniversite [1.1]
Explications en anglais  5  university [3.1]
Explications en français  6  université [1.66]
Exemples  7  Sisa holazaina ny faralahin' ny fampianarana eto amin' ny firenena, dia ny anjerimanontolo. [4.27]
8  Ny antsika kosa, mbola tsy hita akory izay ahoana amin'akory, dia ny anjerimanontolo aloha no nodradraina ho "Ambohitsaina. [2.503]
Vocabulaire  9  Education
Synonymes  10  oniversite

Mis à jour le 2021/04/10