Entrée (1/2) | 1 andohalambo |
Radical | 2 loha |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Rafi-bato na biriky, izay vita mitatao mivohon-tsotro ka atao tataom-baravarana na vavahady 5 Karazana rafitra, vato na hazo, boribory kaoka ny atiny: Varavarana misy andohalambo [1.1] |
Explications en anglais |
6 an arch [1.2, 1.7] 7 a circular frame, etc. [1.2] 8 a vault [1.7] |
Explications en français |
9 cintre [2.415#6618, 1.8] 10 arceau, voûte, ogive [1.8] 11 arc [1.13] |
Exemples |
12 tsy nasiana tafo ilay fiarakodia tamin' io, fa tany ivelanin-tafo sy rairain-drindrina ary ny vy tohan' ireny manao andohalambo no teo. [2.472#] 13 Mahatalanjona loatra ny nanaovany ny tranony amin' izato efitra sy rihana manana ny antony avy, mbamin' ny andry sy andohalambo vita tsara ao anatiny. [2.445#] |
Vocabulaire |
14 Economie: bâtiments, travaux publics |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 16 andohalambo |
Radical | 17 loha |
Partie du discours | 18 nom |
Explications en français |
19 La pièce de cinq francs à l'effigie de Victor Emmanuel d' Italie, à cause des armes [2.415#6618] |
Vocabulaire |
20 Economie: finances, gestion |
Mis à jour le 2022/10/15 |