|
|
|
|

Entrée1  ahi-maitso
Mots élémentaires  2  ahitra, maitso
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  ahitra maitso milenodenoka (ny ahitra dia mipoitra isan-taona, ka amin' izay izy maitso aoka izany, na raviny na tahony, fa mandazo kosa rehefa afaka herintaona) [1.1]
Explications en anglais  5  Green grass [1.2]
Explications en français  6  herbe verte, fourrage vert [1.3]
7  verdure, gazon, pelouse [1.13]
Exemples  8  nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso. [2.5]
Vocabulaire  9  Botanique: (en général)

Mis à jour le 2023/05/16