Entrée | 1 afakampitso |
Mots élémentaires | 2 afaka, ampitso |
Partie du discours | 3 adverbe |
Explications en anglais |
4 The day after to-morrow. [1.2] |
Exemples |
5 Ny afakampitso dia namonjy ny nahatongavan' ny sambo tao Toamasina aho. [2.471] 6 Mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny. [2.470] 7 Ny afakampitson' ny nahatongavana, navoaka indray ireo sisa tsy maty ary nalahatra nijoro amoron' ny hadilalana iray vao nohadina. [2.472] |
Vocabulaire |
8 Temps |
Morphologie |
|
Tableaux et planches |
10 Tous les adverbes |
Anagrammes | 11 afakampitso, fampitsoaka |
Mis à jour le 2023/09/08 |