|
|
|
|

Entrée (1/2)1  aera
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Karazan' entona iainan' ny zavamananaina rehetra, ka ny fivoivoizan' io entona io no mahatonga ny rivotra: Aera mahamay no fohin' ny miaina, ka indreny ny biby fiompy valabalaka mamonjy alokaloka...(Auguste Rajaonarivelo) [1.1]
Explications en français  4  air [1.13]
Exemples  5  Ny fameroveron'ny hanitry ny vonim-pibasy nameno ny aera, ka nahataona ny tantely hanatona hitsentsitra ny rano mamy ao anatiny. [2.324]
Vocabulaire  6  Chimie

Entrée (2/2)7  Aera
Partie du discours  8  nom propre (biblique)
Explications en anglais  9  Arah [2.996]
Explications en français  10  Arah [2.996]
Vocabulaire  11  Ecritures Saintes
Autres orthographes  12  ara, ara
Tableaux et planches  13  Liste complète

Anagrammes  14  aare, aera, arae, area

Mis à jour le 2020/07/31