|
|
|
|

Entrée (1/6)1  tsika
Radical  2  pika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Tontam-boalavo
5  Karazam-piadiana na fihazana vita amin' ny hazo navonkina sy tady henjana mampitohy ny tendron' ilay hazo ambony sy ambany: apaka amin' ny tady ny zana-tsipika (tahon-javatra misy lohany maranitra) dia sintonina mafy hiverina ary rehefa avy eo, alefa tsy tanana intsony ka atosik' ilay tady henjana ilay izy ary lasa miriotra mankeny amin' ny toerana na zavatra kendrena halehany [1.1]
6  fandri-borona mipika rehefa mahavoa [Sihanaka] [1.78]
Explications en français  7  arc
8  ratière à ressort
9  morceaux de bois servant à raidir et égaliser la largeur du tissu [1.3]
Exemples  10  Ny fiadiana fampiasa indrindra tany Egypta sy Palestina dia ny tsipìka sy ny zana-tsipìka [1.38]
11  Raha afaka amin'ny fiadiana vy izy ho trobaran'ny tsipìka varahina. [2.996]
Mots composés 
Article  13  Randzavola: tsipìka ao amin' ny Baiboly => Fiadiana

Entrée (2/6)14  tsipika
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16  Soritra mahitsy: Ny tsipi-panohizana dia tsipika kely manakamban-teny [1.1]
Explications en anglais  17  a straight line; a ruler [1.7]
Explications en français  18  trait, ligne [1.3, 1.5, 1.8, 1.13]
19  tiret [1.5]
20  barre [1.13]
Dérivés 
21  Verbes passifs :
Mots composés 
Phytonymes 

Entrée (3/6)37  tsipika
Partie du discours  38  nom
Explications en malgache  39  Fifindrana mandingana na mitsambikina [1.1]
Explications en français  40  saut [1.3, 1.5, 1.196]
41  éclat [1.3, 1.5]
42  sautillement [1.3, 1.196]
43  éclaboussure [1.3]
Dérivés 
44  Verbes passifs :
Mots composés 

Entrée (4/6)46  tsipika
Partie du discours  47  adjectif
Explications en malgache  48  Feno hipoka, tsepoka, jibika [1.1]
Explications en français  49  plein, comble [1.3]
Synonymes  50  jibika

Entrée (5/6)51  tsipika
Partie du discours  52  nom
Explications en français  53  (allusion au bruit des graines dans la gousse mûre). Crotalaria xanthoclada Bojer ex Benth. (Fabaceae). [Merina] [1.196]
Vocabulaire  54  Botanique
Nom scientifique 

Entrée (6/6)56  Tsipika
Partie du discours  57  nom propre (établissement)
Vocabulaire  58  Maisons d'édition, journaux
Catalogue Madagascar  59  Iza Moa? : Bref dictionnaire historique de Madagascar (2004)
60  Nadika tamin' ny alina : Traduit de la nuit (2007)
61  Ny Bokin-dRakotovao : 1843-1906 (1992)
62  Presque-Songes – Sari-Nofy (2006)
63  Tantsaha (2000)
64  Tari-dalam-pifandraisana : Guide to Communication Malagasy-Français-English (1999)
65  Trois tours de Madagascar à pied (2006)
66  Voambolana momba ny fanabeazana sy ny fanofanana : Vocabulaire de l'éducation et de la formation (2000)
67  Voambolana momba ny zahatany : Vocabulaire du tourisme (2000)
Tableaux et planches  68  Liste complète

Anagrammes  69  pitsika, Tsipika, tsipika, tsipìka, pitsika, Tsipika, tsipika, tsipìka, pitsika, Tsipika, tsipika, tsipìka

Mis à jour le 2023/12/09