|
|
|
|

Entrée (1/4)1  ô
Partie du discours  2  interjection
Explications en malgache  3  Fanao eo aorian' ny anaran' olona antsoina ka italahoana, na anaran-javatra heverina ho toy ny olona ka itenenana: Tompo ô, mihanta aminao izahay! / Ry tanindrazanay malala ô [1.1]
Explications en anglais  4  used in addressing people, as : Rakoto ô! oh, Rakoto! [1.7]
Explications en français  5  (vocative) [1.8]
Exemples  6  Rafotsy ô ! miantso andRampananambonitany, efa lehibe isika [2.48]
Tableaux et planches  7  Toutes les interjections

Entrée (2/4)8  -o
Partie du discours  9  pronom
Tableaux et planches  10  Tous les pronoms
11  Tous les pronoms

Entrée (3/4)12  o
Partie du discours  13  nom (symbole)
Explications en malgache  14  Tarehintsoratra fahefatra ambin'ny folo ary zanasoratra fahefatra amin'ny abidy malagasy. Ny zanatsoratra O dia mety hanana tonom-peo "ao" amin'ireto toe-javatra telo ireto ka amin'ireo roa farany dia asiana satrony (ô) ny fanoratana azy: a) amin'ny teny avy amin'ny fiteny vahiny: radio, sosisy; b) amin'ny teny fitenim-paritra sasantsasany: ny vôla (tsimihety); d) amin'ilay tenim-piontanana merina "ô": Tompo ô! [1.1]
Explications en anglais  15  the fourteenth letter of the Malagasy alphabet. In accented syllables it has the sound of o in move, but a somewhat lighter sound in unaccented syllables. In the interjection "o" (used as a sign of the vocative case) and in some of the provinces it has the same sound as a single o in English. [1.2]
Explications en français  16  Quatorzième lettre et quatrième voyelle de l'alphabet malgache [1.3]
Tableaux et planches  17  Les alphabets
Article  18  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 
19 

Entrée (4/4)20  O
Partie du discours  21  nom (symbole)
Explications en malgache  22  Ôksizenina. Singa mietona, fahavalo amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explications en anglais  23  Oxygen. [3.1]
Explications en français  24  Oxygène. [3.1]
Vocabulaire  25  Chimie
Tableaux et planches  26  Table périodique

Mis à jour le 2024/09/07