Entrée (1/2) | 1 mandroso |
Radical | 2 roso |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manolotra zavatra ho an' olona ka mametraka izany eo anoloany: Mandroso vary ho an' ny vahiny 5 Manatona akaikikaiky kokoa: Mandrosoa fa aza mijajirika eo am-baravarana eo fotsiny 6 Mitombo fahaizana: Mandroso tsara ny zanakao 7 Mandeha tsara ka ahazoam-bola betsaka na misy tombony betsaka, mahomby: Mandroso ny fitaterana ankehitriny 8 Lasa aloha fa tsy amin' ny toerana misy azy ihany: Nandroso haingana ny tafika 9 Lasa nihoatra nankany amin' ny...; mitsopaka, manaoangady be lela: Mandroso lavitra dia tavitra anatin' ny ranomasina ny morontsiraka amin' itý toerana itý ~ Mandroso be loatra amin' ny taniko izany asanao izany 10 Misondrotra, misandratra: Tsy nandroso voninahitra intsony ilay manamboninahitra [1.1] |
Explications en anglais |
11 to progress, to forge ahead; to put forward, to present; to enter a house [1.7] |
Explications en français |
12 avancer, progresser; présenter une chose ou une idée; entrer dans une maison [1.8] |
Exemples |
13 Andeha hiara-mandroso daholo isika hoy Randrianaivo, fa mandany andro foana izao. [2.324] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Titres |
|
Proverbes | 22 Proverbes contenant le mot mandroso |
Entrée (2/2) | 23 Mandroso |
Mots élémentaires | 24 mandroso |
Partie du discours | 25 nom propre (journal) |
Vocabulaire |
26 Maisons d'édition, journaux |
Anagrammes | 27 Mandroso, mandroso, Mandroso, mandroso |
Mis à jour le 2023/07/21 |