Entrée (1/8) | 1 fe- |
Partie du discours | 2 forme morphologique de fetra |
Entrée (2/8) | 3 fe |
Partie du discours | 4 nom |
Explications en malgache |
5 Faritry ny rantsam-batana ambany hatreo amin' ny valahana no ho midina ka hatreo amin' ny lohalika [1.1] |
Explications en anglais |
6 the thigh. [Mal. pah; Nias. gae; Dairi. kae; Toba. hae-hae. In many Polyn. languages vae, probably allied to this, is used for leg.] [1.2] 7 the thigh [1.7] |
Explications en français |
8 cuisse [1.8] |
Vocabulaire |
9 Biologie |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot fe |
Entrée (3/8) | 24 fe |
Partie du discours | 25 conjonction |
Explications en malgache |
26 nefa [Tanosy]
[1.78] 27 fa, nefa [Bara] [1.78] 28 "Fa hoe" (teny ampiasaina eo anelanelan' ny teny roa mba hilazana fa anarany fotsiny ny teny lazaina no manao ny asa voalazan' ilay teny voalohany saingy hoe manana ny toetra voalazan' ilay teny faharoa, fa raha ny marina tsy izany velively): Mitsangam-pe olona: mitsangana fa hoe olona, mitsangana saingy hoe olona, fa tsy manana ny tena maha-olona [1.1] |
Explications en anglais |
29 used for the conjunction fa [1.2] |
Tableaux et planches |
30 Toutes les conjonctions |
Entrée (4/8) | 31 fe |
Partie du discours | 32 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
33 hajambana 34 jamba [Taimoro] [1.78] 35 jamba [Taisaka, Bara, Tanala] [1.78] |
Explications en français |
36 aveugle [Taisaka]
[1.82] |
Entrée (5/8) | 37 fe |
Partie du discours | 38 nom |
Explications en anglais |
39 for tolana [Provincial]
[1.2] |
Entrée (6/8) | 40 fe |
Partie du discours | 41 particule |
Explications en malgache |
42 Teny kely ampiasaina eo anelanelan' ny teny iray miverina indroa, ilazana toetra na asa tsy zarizary: Manao fe manao: zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa) [1.1] |
Explications en anglais |
43 used for emphasis as follows: teniko fe lehibe, manao fe manao [1.7] |
Explications en français |
44 comme-ci comme-çà [1.3, 1.8] 45 Se place entre un nom, un adjectif ou un verbe qui se répète, et lui donne le sens adverbial de : à peu près, un peu, pas trop, par acquit, sans zèle, avec indifférence: Trano fe trano io (C'est une maison comme ci comme ça) ~ Mazoto fe mazoto izy (Il est un peu zélé, pas trop zélé) ~ Olona fe olona izy (C'est un individu comme ci comme ça, un peu bête, un peu inabordable) ~ Manao fe manao (Faire à peu près, par manière d’acquit) ~ Homana fe homana (Manger sans goût) [1.3] |
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
50 Toutes les particules |
Entrée (7/8) | 51 fe |
Partie du discours | 52 nom |
Explications en français |
53 arbre indéterminé [Betsimisaraka]
[1.196] |
Vocabulaire |
54 Botanique |
Entrée (8/8) | 55 Fe |
Partie du discours | 56 nom (symbole) |
Explications en malgache |
57 Vy. Singa mivaingana, faha-26 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] |
Explications en anglais |
58 iron [3.1] |
Explications en français |
59 fer [3.1] |
Vocabulaire |
60 Chimie |
Tableaux et planches |
61 Table périodique |
Mis à jour le 2024/10/30 |