|
|
|
|

Entrée1  Fanahy Masina
Mots élémentaires  2  fanahy, masina
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  Olona fahatelo amin' ny Trinite Masina aseho matetika amin' ny endriky ny voromahailala
5  Ny Fanahy Masina dia voalaza ho mitsilo ny saina, mankahery ny fo ary monina ao amin' ny fanahin' ny olona marina [1.1]
Explications en anglais  6  the Holy Spirit, the third person of the Trinity. [1.2]
Vocabulaire  7  Ecritures Saintes

Mis à jour le 2023/06/13