|
|
|
|

Entrée1  Andriarimalala René
Mots élémentaires  2  Andriarimalala, René
Partie du discours  3  nom propre (anthroponyme)
Explications en malgache  4  Andriarimalala René (Ener-Lalandy) [3.1]
5  Andriarimalala - izay fantatra indrindra koa amin'ny anarana indrana hoe Ener-Lalandy - dia mpanao tononkalo sy mpanoratra tantara indray miseho maro mpankafy. Ny tononkalo soratany dia mazàna no mifono ventin-kevitra, ary misy aza manan-tarehina hatsikana na vosobosotra nefa nokendreny hanome anatra màhasoa, araka ilay oha-teny latinina hoe: " Castigat ridendo mores" (ahi-tsiny amin'ny hehy ny fomba fiaina). [2.314]
Vocabulaire  6  Littérature: auteurs
Ouvrages littéraires  7  Ary hitako
8  Dona-tsetroka
9  Mpiandry omby
Tableaux et planches  10  Liste complète

Mis à jour le 2023/11/20