Entrée | 1 zoto |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Vocabulaire |
7 Emotions |
Explications en malgache |
8 Faharisihana, fanaovana asa na zavatra an-taitrapo ary amim-paharisihana [1.1] |
Explications en anglais |
9 zeal, diligence; [1.7] |
Explications en français |
10 zèle, diligence; application [1.8] |
Exemples |
11 Nanery tena moa fa ny zoto tsy eo. [2.4#] 12 Fa tsy misy mafy tsy laitry ny zoto, hoy ny fahendren' ny Ntaolo. [2.285#] 13 Ny mandeha tsy zoto, ny mitoetra tsy laina fa raharaha ifanomanana ka samy manao ny tandrifiny. [2.587#] |
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot zoto |
Anagrammes | 16 tozo, zoto |
Mis à jour le 2024/01/13 |