|
|
|
|

Entrée1  mazoto
Radical  2  zoto
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Be hafanam-po hanao zavatra na asa, marisika: Mazoto hanamainty molaly ny tanindrazany izy
Tia asa fatratra, tia fianarana: Mpianatra mazoto izy ha tsy mahagaga raha afa-panadinana
Explications en anglais  5  [1.7] zealous, diligent.
Explications en français  6  [1.8] zélé, diligent, laborieux.
Exemples  7  Nazoto izy (Il était zélé) [1.20]
8  Hazoto izy (Il sera zélé) [1.20]
9  Mazotoa (Soyez zélé) [1.20]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Analogues  14  rodaka, rototra, marisika, mavitrika, mavika, mavibika, mafana fo, mafana vay, mirehidrehitra, nisotro tsilaky, tsy misatry fanahy, be zotom-po
Mots composés 
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot mazoto

Mis à jour le 2024/12/26