Entrée | 1 zehy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Halavan-drefy hatreo amin' ny ankibe ka hatramin' ny tendron' ny fanondroadala henjanina tsara. Ny zehy dia fampiasa indrindra amin' ny fandrefesana farafara, sakan-tenona, hatevenan-drindrina: Ny halavan' ny zehy iray dia mitovy amin' ny voantondro valo na folo eo ho eo. (Marihina fa ny filazana ny refy amin' ny zehy dia hoe: irain-jehy, roan-jehy, telon-jehy sy ny sisa... fa tsy lazaina hoe: iray zehy na roa zehy na telo zehy |
Explications en anglais |
4 [1.7] a span, about 8 inches or 20 cm |
Explications en français |
5 [2.415] un empan depuis l' extrémité du pouce jusqu' à l' extrémité du petit doigt 6 [1.8] empan, environ 20 cm |
Exemples |
7 zehy satria raha mahery zehy iray io dia refy. [2.436#] |
Vocabulaire |
8 Espace |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Mis à jour le 2025/01/21 |