Entrée | 1 zaza sary |
Mots élémentaires | 2 zaza, sary |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] zaza tsy manandray ara-dalàna |
Explications en anglais |
5 [1.7] an illegitimate child |
Explications en français |
6 [2.415#1017] Les bâtards sont des copies et non des originaux. 7 [1.8] enfant illégitime |
Exemples |
8 ny zazasary sy ny zana-dranitra tsy mandova; [2.508#] 9 Teny am-pivezivezena teny no nananany tokan-trano nifanisa tamin' ny tanàn-dehibe nolalovany, ary indrisy, mampalahelo fa misy vitsivitsy tamin' ireny namelany zazasary! [2.499#] |
Mis à jour le 2024/12/07 |