Entrée | 1 zavaboary |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] ny zavatra rehetra noarina, izany hoe nisy mpanao fa tsy nisy ho azy: Ny anjely sy ny olombelona no ambony indrindra amin' ny zavaboary rehetra ny fitambaran' ny zavatra hitan' ny maso manonidina ny tena, toy ny habakabaka, ny rano, ny hazo: Lasam-binany izy nandinika ny zavaboary tamin' io maraina io 4 [1.62#1140] fitambaran' ny manana aina, manan-kery, mihetsika na tsia ary mitoetra ato amin' izao tontolo izao sy eny amin' ny habakahaka |
Explications en français |
5 [1.13.fr#233] nature 6 [1.5#346][zava-boary] nature |
Exemples |
7 [2.445#72] Satria tazako mantsy fa mbola misy ireo zava-boary maro be ireo 8 [2.606] Izy no tompon'ny zavaboary ka manamboatra azy araka izay tiany. 9 [2.314#67] voalohany, betsaka ny mety hahafaly, hoy izy, eo amin'ny zava-boary 10 [2.314] Akory izany fahaizany milazalaza ny toetran'ny zavaboary amin' izany fotoana izany! |
Mots élémentaires | 11 zavatra, voary |
Autres orthographes | 12 zavaboaary, zavaboaary, zavaboary |
Anagrammes | 13 voabarazy, zavaboary |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |