Entrée | 1 zatovovavy |
Mots élémentaires | 2 zatovo, vavy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en anglais |
4 [1.7] a young woman |
Explications en français |
5 [1.8] jeune fille |
Exemples |
6 Mme Beigbeder indray dia nandray anjara tamin' ny fitaizana ny zatovovavy sy ny "louveteaux», fa tsy niteraka izy mivady. [2.356] 7 Nisy zatovovavy iray izay nanao jerin' adala mihitsy indray andro, ka nokizahiko hoe : - Fitia te-hijery sa maso vao nahita, ry Soa a? [2.643] |
Mis à jour le 2024/12/07 |