Entrée (1/2) | 1 zana-tany |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 Teraky ny foko eo an-toerana [1.78] 4 Ny teraka tao amin' ny tany niaviany [1.1] |
Explications en anglais |
5 A native of a country [1.7] |
Explications en français |
6 Natif d'un pays [1.8] |
Mots élémentaires | 7 zanaka, tany |
Entrée (2/2) | 8 zanatany |
Partie du discours | 9 nom |
Explications en malgache |
10 Tany izay zanahin' ny tany iray hafa, izany hoe alainy an-keriny na ankafetsena ho eo ambany fifehezany ka mifamatotra aminy amin' ny lafiny maro: ara-barotra, ara-toe-karena, ara-tsaina [1.1] 11 Tany niharan'ny fanjakazakan'ny firenena hafa noho ny hery tsy mitovy [1.13] |
Explications en anglais |
12 A colony [1.7] |
Explications en français |
13 Colonie [1.8, 1.13] |
Mots élémentaires | 14 zanaka, tany |
Mis à jour le 2024/08/13 |