Entrée | 1 zaitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fampikambanana lamba amin' ny kofehy mba hahatonga azy ho akanjo: Tsy mbola mahay zaitra i Bozy kely Fomba nanjairana: Tsara zaitra itỳ akanjonao itỳ izany! |
Explications en anglais |
4 [1.7] sewing |
Explications en français |
5 [1.8] couture |
Exemples |
6 Ny sarifilanelina tsy akory tsy niova, fa ny didiny, tsy ilay zaitra kitapo iray trano sahala amin' ny taloha intsony. [2.472] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Mis à jour le 2025/01/21 |