|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanjaitra
Radical  2  zaitra
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina manjaitra: Tsy tiako ny fanjaitran-dRakoto palitao
Azo zairina: Ny baoritra tsy mba fanjaitra

Entrée (2/2)5  fanjaitra
Radical  6  zaitra
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  [1.1] Fiasana vy lavalava kely marani-doha misy loaka ny vodiny mba hidiran' ny kofehy: Akao fanjaitra hanjairana itỳ akanjonao tata-jaitra
Explications en anglais  9  [1.2, 1.7] a needle
Explications en français  10  [1.8] aiguille
Exemples  11  fanjaitra sy ny lamba vaovao zairina indray maka; [2.69#]
12  Dia jereo tsara ny fanjaitra kely, fa izy no mpanondro ny ora. [2.332#]
Analogues  13  filo, tsaika, tsiverianala
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot fanjaitra

Mis à jour le 2024/12/30