|
|
|
|

Entrée1  zahatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] vatan-kazo na volotsangana lehibe maromaro akambana ka atao solon-dakana fitana rano: Nita tamin'ny zahatra ny mpianatra ka horakoraka moa izao!
Explications en anglais  4  [1.7] a raft
Explications en français  5  [1.3, 1.8] radeau
Exemples  6  [2.508] Koa dia ny tafontrano no niendahany natao zahatra.
7  [2.131] Tapatapa-karefo momba zahatra tapatapa-jozoro momba lakana sarony aho fa kely angalaro fitia aho fa an'olona
8  [2.529] Foana ny fiainana tsy misy azy, ary toy ny zahatra avalan' ny rano ny olombelona tsy voizin' izany fitiavana izany.
Vocabulaire  9  Navigation
Autres orthographes  10  zahitra
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot zahatra

Mis à jour le 2024/12/12