|
|
|
|

Entrée1  vono baibona
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] famonoana tsy ho hita ireo tendron' ny vy anakambanana takela-by na hazo; ilazana ny fantsika izay alentika mafy, na pehina tsy ho afa-mitsoaka
4  [1.13][vonobaibona] fomba fanambarana takelaka metaly amin'ny fantsi-maty na baibona
Explications en français  5  [1.13][vonobaibona] rivetage
Vocabulaire  6  Technique
Mots élémentaires  7  vono, baibona
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/07