|
|
|
|

Entrée (1/2)1  baibona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Tendron' ny vy solom-pantsika anakambanana takela-by na hazo, izay pohina mafy mba tsy ho afa-mitsoaka [1.1]
Explications en anglais  4  the end of a rivet [1.7]
Explications en français  5  le bout à river [1.8]
Vocabulaire  6  Technique
Mots composés 

Entrée (2/2)8  baibona
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  Ny sofin' ny riandriana roa havia sy havanana ka ny iray somary vorivory, ny iray fisaka ny tampony [1.1]

Anagrammes  11  ababony, baboina, babonay, baibona, bobaina, ibobana, nobabia

Mis à jour le 2023/07/19