Entrée | 1 vono baibona |
Mots élémentaires | 2 vono, baibona |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 famonoana tsy ho hita ireo tendron' ny vy anakambanana takela-by na hazo; ilazana ny fantsika izay alentika mafy, na pehina tsy ho afa-mitsoaka [1.1] 5 [vonobaibona] fomba fanambarana takelaka metaly amin'ny fantsi-maty na baibona [1.13] |
Explications en français |
6 [vonobaibona] rivetage [1.13] |
Vocabulaire |
7 Technique |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/06/05 |