Entrée | 1 vonjimaika |
Mots élémentaires | 2 vonjy, maika |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] ilazana ny zavatra ampiasaina mandra-pahavitan' ny tena izy |
Explications en anglais |
5 [1.7] done in a hurry; temporary |
Explications en français |
6 [1.8] fait à la hâte; provisoire 7 [1.13] provisoire |
Exemples |
8 Toe-javatra manokana ny fitànana am-ponja vonjimaika. [1.320#] 9 Ravolisiny anabaviny no nanjaka vonjimaika fony Navony mbola kely [2.508#102] 10 Samy afa-pon' io filazana vonjimaika sy tsy mamatotra io izahay telo mianaka [2.4#23] |
Autres orthographes | 11 vonjymaika |
Synonymes | 12 vonjy tavan' andro |
Anagrammes | 13 vonjimaika, vonjy maika |
Mis à jour le 2025/01/21 |