|
|
|
|

Entrée1  voaroy
Radical  2  voa, roy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Anarana iombonan' ny karazan-kazo madinidinika maro, misy voany menamena kely
Explications en anglais  5  [1.7] the mulberry and similar fruits
Explications en français  6  [1.8] le mûrier; son fruit
7  [1.196] (de voa : fruit ; et roy : épines, plante épineuse). Nom générique des Ronces ou rubus (Rosaceae). Voir les mots de voarointsaka à voarointsilo.
Exemples  8  Ny hazo voaroy ihany no hazo voangaly. [2.69#222]
9  Ramielovola Ramielovoahangy ny nifiny dia vato lahatra ny tanany dia vanim-bero ataonao ho trandraka anaty voaroy ve aho Randriamatoa? [2.131#49]
Vocabulaire  10  Botanique: arbre
Synonymes  11  hazondandy, voaroihazo
Phytonymes 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot voaroy
Article  15  Randzavola: voaroy ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21