|
|
|
|

Entrée1  voaporofo
Partie du discours  2  participe passé
Explications en malgache  3  [1.1]
Exemples  4  [2.4] Tsy voaporofoko mandrakizao moa io, satria tsy nanan-kevitra hanontany an' i Vola momba izany aho taty aoriana.
5  [4.27] Firy ny habetsahany, voaporofo, voatombana na antenaina?
6  [2.472] Tsy azo nampisehoana izany moa ny mpampiasa voaporofo fa mampidi-doza izany ka ny olon-kafa nahazoana nanao no nanaovana, dia ny tena samy tena.
Radical  7  porofo
Morphologie 
8  Passé :

Mis à jour le 2024/12/11