|
|
|
|

Entrée (1/3)1  voamena
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Anaram-bola malagasy ampahefatra amby roapolon' ny ariary, izany hoe mitovy amin' ny 0,fr 20 amin' ny vola ankehitriny. -- Ny voamena no ampahan' ny ariary nalaina ho fototra ho an' ny vola hatramin' ny lavoamena ka hatramin' ny lasiroa, izany hoe: ny lavoamena (ilan' ny voamena: 0,fr 10), ny latsakafitoventy (voamena latsaka varifitoventy: 0,fr 15), ny latsapaheniny (voamena latsaka faheniny: 0,fr 17), ny voamena (0,fr 20), ny fitoventisivoamena (0,fr 25), ny lasiray (ilan' ny voamena sy iray voamena: 0,fr 30), ny roavoamena (0,fr 40), ny lasiroa (ilan' ny voamena sy roa voamena: 0,fr 50).
Vocabulaire  4  Economie: finances, gestion
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot voamena

Entrée (2/3)16  voamena
Partie du discours  17  nom
Explications en français  18  [1.196] [Sakalava] (de voa : graine ; et mena  : rouge). Abrus precatorius L. (Fabaceae).
Vocabulaire  19  Botanique
Nom scientifique 

Entrée (3/3)21  voamena
Partie du discours  22  nom
Explications en français  23  [1.196] [Bara] (déformation de voamay). Vitex beraviensis Vatke (Lamiaceae).
Vocabulaire  24  Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  26 

Mis à jour le 2025/01/21