Entrée | 1 roavoamena |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Voamena roa (0,40Fr) |
Exemples |
4 [1.437#] Vaton-doso roa, vaton-kirobo sy sikajy sy roavoamena dia akotry no sisa. 5 [2.499#41] Iny ary, hoy Bina, sady nomeny roavoamena izy, fa mba ataovy manitra tsara hisotroana ranovola. |
Vocabulaire |
6 Economie: finances, gestion |
Mots élémentaires | 7 roa, voamena |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |