|
|
|
|

Entrée1  vetaveta
Radical  2  veta
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Manao na miteny zavatra tsy mendrika; ratsy fiaina: Zaza vetaveta mihitsy ity zaza ity
Maha-menatra, tsy mendrika, maloto: Aoka ianareo tsy hiteny vetaveta eto imasoko fa mahasosotra ahy
Mandranitra ny filan' ny nofo: Aoka tsy hanao dihy vetaveta fa mamono ny fanahinareo izany
Explications en anglais  5  [1.7] indecent, loathsome
Explications en français  6  [1.8] indécent, abominable
Exemples  7  Nisy nanoratra teny vetaveta nokiahiny tamin' ny rindrin-tsekoly. [2.472]
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Verbes relatifs :
10  Noms :

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21