Entrée | 1 fametavetana |
Radical | 2 vetaveta |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fanazimbazimbana zava-masina, fanalam-baraka [1.1] |
Exemples |
5 Nahatonga an' i Gosse nirehareha fatratra izany ka nanjary sahisahy foana izy ka nahavita hatramin' ny fandrobana sy fametavetana ny fasan-dRamaromanompo. [2.508#] 6 Ny olona iasako kosa dia ireo olona voatondro ho nanao hadalana sy hadisoana teo amin' ny fiainana toy ny fisolokiana, fametavetana, halatra, vonoan' olona. [2.445#] |
Mis à jour le 2023/01/06 |