Entrée |
vazimba
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Sihanaka]
Fasana efa ela tsy fanta-tompo [1.78]
|
|
Entrée |
vazimba
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Olona na zavatra kely loha sady fisaka: Fantsika loham-bazimba [1.1]
|
Dérivés |
|
Entrée |
Vazimba
|
Partie du discours | nom propre (ethnonyme)
|
Explications en malgache | Olona fohy sady kely, nonina tamin' ny tanin' ny Merina fahizay ary nivavahan' ny olona sasany sy nohajainy ny fasany taty aoriana [1.1]
|
Vocabulaire |
Titres |
|
Citations |
|